Salamo 78:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Impiry impiry moa izy ireo no nikomy taminy tany an-tany efitra,+Sy nanao izay nampalahelo azy tany amin’ny tany karakaina?+ Asan’ny Apostoly 7:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 “Ry mafy hatoka, tsy voafora fo+ sy sofina! Manohitra ny fanahy masina foana ianareo. Ary tahaka ny nataon’ny razanareo ihany no ataonareo koa.+ Efesianina 4:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary aza manao izay hampalahelo ny fanahy masin’Andriamanitra,+ izay nanisiana tombo-kase+ anareo ho amin’ilay andro hanafahana anareo amin’ny alalan’ny vidim-panavotana.+
40 Impiry impiry moa izy ireo no nikomy taminy tany an-tany efitra,+Sy nanao izay nampalahelo azy tany amin’ny tany karakaina?+
51 “Ry mafy hatoka, tsy voafora fo+ sy sofina! Manohitra ny fanahy masina foana ianareo. Ary tahaka ny nataon’ny razanareo ihany no ataonareo koa.+
30 Ary aza manao izay hampalahelo ny fanahy masin’Andriamanitra,+ izay nanisiana tombo-kase+ anareo ho amin’ilay andro hanafahana anareo amin’ny alalan’ny vidim-panavotana.+