Isaia 63:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nikomy anefa izy ireo,+ ka nanao izay hampalahelo ny fanahiny masina.+ Koa nanjary fahavalon’izy ireo izy+ ka niady taminy.+ 2 Korintianina 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Miara-miasa aminy izahay,+ ka miangavy anareo koa mba hanaiky ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoan’Andriamanitra nefa tsy hanadino ny zava-kendren’izany.+ 1 Tesalonianina 5:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Aza mamono ny afon’ny fanahy.*+
10 Nikomy anefa izy ireo,+ ka nanao izay hampalahelo ny fanahiny masina.+ Koa nanjary fahavalon’izy ireo izy+ ka niady taminy.+
6 Miara-miasa aminy izahay,+ ka miangavy anareo koa mba hanaiky ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoan’Andriamanitra nefa tsy hanadino ny zava-kendren’izany.+