FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 8:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Koa faly be ny olona tao amin’io tanàna io.+

  • Filipianina 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Mifalia hatrany ao amin’ny Tompo,+ eny, hoy indray aho: Mifalia!+

  • 1 Petera 1:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Na mbola tsy hitanareo mihitsy aza i Kristy, dia tia azy ianareo.+ Ary na tsy hitanareo aza izy ankehitriny, dia mino azy ianareo, sady miravoravo fatratra amin’ny fifaliam-be tsy hay lazaina,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara