Salamo 64:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hifaly amin’i Jehovah ny olo-marina, ka hialoka aminy tokoa.+Ary hirehareha avokoa ny mahitsy fo.+ Salamo 104:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Hahafinaritra azy anie ny fisaintsainako azy!+Ary izaho kosa hifaly amin’i Jehovah.+
10 Hifaly amin’i Jehovah ny olo-marina, ka hialoka aminy tokoa.+Ary hirehareha avokoa ny mahitsy fo.+