Deoteronomia 13:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Raha misy mpaminany+ na mpanonofy+ eo aminareo ka milaza famantarana na fambara,+ Jeremia 5:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Maminany lainga ny mpaminany,+ ary manampatra ny fahefany ny mpisorona.+ Dia tian’ny oloko erỳ izany!+ Koa hanao ahoana re ianareo rehefa hifarana izany rehetra izany e?”+ Matio 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Mitandrema amin’ny mpaminany sandoka+ tonga eo aminareo, fa mitafy hodi-janak’ondry+ izy ireny nefa ao anatiny ao amboadia+ mpiremby.
31 Maminany lainga ny mpaminany,+ ary manampatra ny fahefany ny mpisorona.+ Dia tian’ny oloko erỳ izany!+ Koa hanao ahoana re ianareo rehefa hifarana izany rehetra izany e?”+
15 “Mitandrema amin’ny mpaminany sandoka+ tonga eo aminareo, fa mitafy hodi-janak’ondry+ izy ireny nefa ao anatiny ao amboadia+ mpiremby.