Ezekiela 28:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “‘“Nirehareha ny fonao noho ny hatsaran-tarehinao.+ Nosimbanao ny fahendrenao, noho ny voninahitrao mamirapiratra.+ Hatsipiko eny amin’ny tany ianao.+ Hataoko eo anatrehan’ny mpanjaka maro ianao, mba ho hitan’ireny.+
17 “‘“Nirehareha ny fonao noho ny hatsaran-tarehinao.+ Nosimbanao ny fahendrenao, noho ny voninahitrao mamirapiratra.+ Hatsipiko eny amin’ny tany ianao.+ Hataoko eo anatrehan’ny mpanjaka maro ianao, mba ho hitan’ireny.+