Isaia 14:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hiakatra any ambonin’ny toerana avo eny amin’ny rahona+ aho, ka hataoko izay hampitovy ahy amin’ny Avo Indrindra.’+ Jeremia 8:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Menatra ny hendry.+ Mihorohoro sy voafandrika izy ireo. Ny tenin’i Jehovah no nolaviny, ka inona intsony no fahendrena ananany?+
14 Hiakatra any ambonin’ny toerana avo eny amin’ny rahona+ aho, ka hataoko izay hampitovy ahy amin’ny Avo Indrindra.’+
9 Menatra ny hendry.+ Mihorohoro sy voafandrika izy ireo. Ny tenin’i Jehovah no nolaviny, ka inona intsony no fahendrena ananany?+