2 Tesalonianina 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mitsangana ho mpanohitra izy,+ ary manandra-tena ho ambony noho izay rehetra atao hoe “andriamanitra” na izay zavatra ivavahana, mba hipetrahany ao amin’ny tempolin’Ilay Andriamanitra, ka hisehoany an-karihary ho andriamanitra.+
4 Mitsangana ho mpanohitra izy,+ ary manandra-tena ho ambony noho izay rehetra atao hoe “andriamanitra” na izay zavatra ivavahana, mba hipetrahany ao amin’ny tempolin’Ilay Andriamanitra, ka hisehoany an-karihary ho andriamanitra.+