FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 1:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Dia nitsangana i Joba ka norovitiny+ ny akanjony ivelany tsy misy tanany, ary notapahiny ny volon-dohany.+ Dia niankohoka+ tamin’ny tany+ izy,

  • Amosa 8:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia hovako ho fisaonana ny fetinareo,+ ary ho hira fisaonana ny hira rehetra fanaonareo. Hataoko misikina lamba gony ny olon-drehetra, ary hosolaina ny lohan’izy rehetra.+ Koa hataoko toy ny fisaonana zanaka lahitokana izany,+ ary ho toy ny andro mangidy no hiafaran’izany.’

  • Mika 1:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Tapaho ny volonao, ary ataovy sola ny lohanao, noho ny amin’ireo zanaka malalanao.+ Halehibeazo toy ny an’ny voromahery ny sola eo amin’ny lohanao, satria natao sesitany izy ireo ka lasa lavitra anao.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara