16 Ary nitalaho tamin’Andriamanitra i Davida noho ny amin’ilay zaza, ka nifady hanina tanteraka.+ Dia niditra tao an-tranony izy ka nandry teo amin’ny tany nandritra ny alina.+
39 Ary nandroso kelikely izy, dia niankohoka nivavaka+ hoe: “Raiko ô, raha azo atao, dia esory amiko ity kaopy*+ ity. Aoka tsy ny sitrapoko anefa no hatao,+ fa ny anao.”+