FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 1:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Aiza indray no tianareo hamelezana anareo,+ no mbola mikomy ihany ianareo?+ Efa marary ny loha manontolo, ary reraka ny fo manontolo.+

  • Jeremia 5:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Jehovah ô, ny tsy fivadihana no jerenao,+ sa tsy izany? Nokapohinao izy ireo,+ nefa tsy nety narary.+ Saika tapitra ripakao izy ireo,+ nefa tsy nety nandray anatra.+ Mafy hatoka* izy ireo, eny, mafy toy ny harambato.+ Tsy nety niverina+ taminao izy ireo.

  • Zefania 3:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Tsy nihaino izy,+ ary tsy nandray anatra.+ I Jehovah tsy natokisany,+ ary ilay Andriamaniny tsy nohatoniny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara