FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Raha tsy mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao kosa ianao, ka tsy mitandrina tsara ny didiny rehetra sy ny lalàny izay andidiako anao anio, dia ho tonga aminao ireto ozona rehetra ireto, ka hahatratra anao:+

  • Jeremia 22:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Niteny taminao aho tamin’ny fotoana tsy nampanahy anao,+ nefa hoy ianao: ‘Tsy hankatò aho.’+ Fombanao efa hatramin’ny fahazazanao izany. Tsy nankatò ny teniko mantsy ianao.+

  • Jeremia 32:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Dia niditra teto amin’ity tany ity izy ireo ka naka azy.+ Tsy nankatò ny teninao anefa izy ireo sady tsy nanaraka ny lalànao.+ Tsy nanao izay rehetra nandidianao koa izy ireo,+ ka nataonao nihatra taminy izao loza rehetra izao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara