FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 34:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Hihosin-dra eny amin’ny lanitra ny sabatro.+ Jereo fa hidina hamely an’i Edoma izy io,+ ka hamely ny olona efa natokako haringana,+ ary ara-drariny izany.

  • Jeremia 49:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Higagan’ny olona i Edoma.+ Hitolagaga izay rehetra mandalo eo ka hisioka noho ny loza rehetra nanjo azy.+

  • Ezekiela 35:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Faly erỳ ianao rehefa lao tanteraka ny lovan’ny taranak’Israely! Koa hataoko lao toy izany koa ianao.+ Ho lao tanteraka ianao, ry faritra be tendrombohitr’i Seira, eny, i Edoma manontolo!+ Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara