Ohabolana 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izay manesoeso ny mahantra dia manala baraka ny Mpanao azy.+ Tsy ho afa-maina fa ho voasazy izay faly amin’ny fahavoazan’ny hafa.+ Fitomaniana 4:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Mifalia sy miravoravoa,+ ry zanakavavin’i Edoma,+ izay mipetraka any Oza.+Hampandalovina eo aminao koa ny kaopy,+ ka ho mamo ianao ary hiboridana.+ Obadia 12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Tsy tokony ho finaritra nitazana ianao, tamin’ny andro nahitan’ny rahalahinao fahavoazana.+ Tsy tokony ho nifaly ianao, tamin’ny andro nandringanana ny taranak’i Joda.+ Ary tsy tokony ho be vava ianao, tamin’ny andro fahoriany. Obadia 15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa efa akaiky ny andro hamelezan’i Jehovah ny firenena rehetra.+ Koa araka izay nataonao taminy no mba hatao aminao koa.+ Ary hatsingerina eo an-dohanao ny nataonao taminy.+
5 Izay manesoeso ny mahantra dia manala baraka ny Mpanao azy.+ Tsy ho afa-maina fa ho voasazy izay faly amin’ny fahavoazan’ny hafa.+
21 Mifalia sy miravoravoa,+ ry zanakavavin’i Edoma,+ izay mipetraka any Oza.+Hampandalovina eo aminao koa ny kaopy,+ ka ho mamo ianao ary hiboridana.+
12 “Tsy tokony ho finaritra nitazana ianao, tamin’ny andro nahitan’ny rahalahinao fahavoazana.+ Tsy tokony ho nifaly ianao, tamin’ny andro nandringanana ny taranak’i Joda.+ Ary tsy tokony ho be vava ianao, tamin’ny andro fahoriany.
15 Fa efa akaiky ny andro hamelezan’i Jehovah ny firenena rehetra.+ Koa araka izay nataonao taminy no mba hatao aminao koa.+ Ary hatsingerina eo an-dohanao ny nataonao taminy.+