FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 15:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Mbola tsy nesorina anefa ny toerana avo, ary mbola nanao sorona sy nanolotra setroka ho sorona teny ihany ny olona.+ Izy no nanorina ny vavahady ambony tamin’ny tranon’i Jehovah.+

  • 2 Tantara 27:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary i Jotama no nanorina ny vavahady ambony+ tamin’ny tranon’i Jehovah. Nanao fanorenana be dia be teo amin’ny mandan’i Ofela+ koa izy.

  • Jeremia 36:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia novakin’i Baroka tamin’ny olona rehetra ny tenin’i Jeremia tao amin’ilay boky. Novakiny mafy tao an-tranon’i Jehovah izany, tao amin’ny efitra fisakafoan’i+ Gemaria+ zanak’i Safana+ mpanao dika soratra,+ tao amin’ny tokotany ambony, teo amin’ny fidirana amin’ilay vavahady vaovao tamin’ny tranon’i Jehovah.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara