Apokalypsy 17:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary nanao akanjo volomparasy+ sy mena midorehitra+ ravehivavy sady niravaka volamena sy vatosoa ary perla.+ Teny an-tanany dia nisy kaopy volamena+ feno zava-maharikoriko+ sy zava-maloton’ny fijangajangany.+
4 Ary nanao akanjo volomparasy+ sy mena midorehitra+ ravehivavy sady niravaka volamena sy vatosoa ary perla.+ Teny an-tanany dia nisy kaopy volamena+ feno zava-maharikoriko+ sy zava-maloton’ny fijangajangany.+