FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 6:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa henoy izao, ry Israely ô, ka araho tsara+ mba hahita soa ianao,+ ary hanjary ho maro be any amin’ilay tany tondra-dronono sy tantely, araka izay nampanantenain’i Jehovah Andriamanitry ny razanao anao.+

  • Jaona 13:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Raha fantatrareo izany, dia sambatra ianareo raha manao izany.+

  • Romanina 2:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary tsy ny mpandre ny lalàna no marina eo anatrehan’Andriamanitra, fa ny mpankatò+ ny lalàna no hambara hoe marina.+

  • Jakoba 1:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Aoka kosa ianareo ho mpankatò ny teny,+ fa tsy ho mpihaino fotsiny ihany, ka hamita-tena amin’ny fiheveran-diso.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara