FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 43:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia ho avy hamely an’i Ejipta izy,+ ka ho tratran’ny loza mahafaty izay natao ho tratran’ny loza mahafaty! Ho any amin’ny fahababoana, ireo natao ho amin’ny fahababoana! Ary ho fatin-tsabatra kosa izay natao ho fatin-tsabatra!+

  • Ezekiela 12:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Koa lazao hoe: ‘Fambara+ ho anareo aho. Ireny nataoko ireny no hatao amin’izy ireo. Hatao sesitany sy hobaboina tokoa izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara