21 Fa nitsofoka avy eo am-baravarankelintsika ny fahafatesana, ary niditra nankao amin’ireo tilikambo fonenantsika, mba handripaka ny ankizy eny an-dalambe sy ny tovolahy eny an-tany malalaka.’+
15 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Misy feo re any Rama,+ dia fitomaniana sy fidradradradrana.+ Mitomany an’ireo zanany+ mantsy i Rahely,+ ary tsy mety hampiononina izy,+ satria tsy eo intsony ireny.’”+