FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 17:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Amin’izay ny sorona ataon’izy ireo dia tsy hatolony intsony ho an’ny demonia miendrika osy,+ izay nananany fifandraisana mamoafady.+ Ho lalàna ho anareo izany mandritra ny fotoana tsy voafetra, hatramin’ny taranakareo fara mandimby.”’

  • Deoteronomia 29:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary hitanareo ny zava-maharikoriko notompoin’izy ireo sy ny sampy maharikoriko+ izay tany aminy, dia vato aman-kazo sy volafotsy ary volamena—

  • Josoa 24:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Koa ankehitriny, matahora an’i Jehovah+ ka manompoa azy amin-kitsim-po sy amim-pahatsorana,*+ ary ario ny andriamanitra notompoin’ny razanareo tany ampitan’ny Renirano sy tany Ejipta,+ ka manompoa an’i Jehovah.

  • Ezekiela 20:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “‘“Nikomy tamiko anefa izy ireo+ sady tsy nety nihaino ahy. Tsy nisy tamin’izy ireo nanary ny zava-maharikoriko nandrandrainy, ary tsy nisy koa nahafoy an’ireo sampy maharikorikon’i Ejipta.+ Koa nilaza aho fa hampihariko aminy ny fahatezerako, mba hanamparako ny fahavinirako aminy any Ejipta.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara