FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 37:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Dia nivoaka ilay anjelin’i+ Jehovah ka nandripaka dimy arivo sy valo alina sy iray hetsy tao an-tobin’ny Asyrianina.+ Ary nony nifoha maraina ny olona, dia indreo fa efa maty daholo ny Asyrianina.+

  • Zakaria 10:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia hamakivaky ny ranomasina izy, ka hampisamboaravoara azy.+ Ary hokapohiny ny onjan-dranomasina.+ Ho ritra hatramin’ny rano lalina rehetran’i Neily.+ Haetry ny reharehan’i Asyria,+ ary hiala ny tehim-panjakan’i+ Ejipta.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara