Ezekiela 10:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Rehefa nijanona ireo, dia nijanona koa ny kodiarana, ary rehefa niakatra ireo,+ dia niakatra koa ny kodiarana, satria tao amin’ny kodiarana ihany koa ilay fanahy tao amin’ny zavamananaina.
17 Rehefa nijanona ireo, dia nijanona koa ny kodiarana, ary rehefa niakatra ireo,+ dia niakatra koa ny kodiarana, satria tao amin’ny kodiarana ihany koa ilay fanahy tao amin’ny zavamananaina.