FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Zakaria 5:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary hoy izy: “Iny no ozona mivoaka hitety ny tany manontolo,+ satria tsy nosazina izay nangalatra,+ nefa voasoratra eo amin’ny lafiny iray amin’ilay horonam-boky fa voaozona izay manao izany. Tsy nosazina koa izay nianiana,+ nefa voasoratra eo amin’ny lafiny ilany+ fa voaozona koa izay manao izany.

  • Apokalypsy 5:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary hitako fa nisy horonam-boky voasoratra ambadika sy ambadika+ sady voahidy+ mafy tamin’ny tombo-kase fito, teo an-tanana havanan’Ilay nipetraka teo ambonin’ny seza fiandrianana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara