Ezekiela 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia novelariny tsikelikely teo anatrehako ilay horonam-boky. Nisy soratra ambadika sy ambadika ilay izy.+ Hira fisaonana no voasoratra tao, ary koa fanehoana alahelo sy fahoriana.+ Apokalypsy 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hitako fa nisy horonam-boky voasoratra ambadika sy ambadika+ sady voahidy+ mafy tamin’ny tombo-kase fito, teo an-tanana havanan’Ilay nipetraka teo ambonin’ny seza fiandrianana.+
10 Dia novelariny tsikelikely teo anatrehako ilay horonam-boky. Nisy soratra ambadika sy ambadika ilay izy.+ Hira fisaonana no voasoratra tao, ary koa fanehoana alahelo sy fahoriana.+
5 Ary hitako fa nisy horonam-boky voasoratra ambadika sy ambadika+ sady voahidy+ mafy tamin’ny tombo-kase fito, teo an-tanana havanan’Ilay nipetraka teo ambonin’ny seza fiandrianana.+