FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 12:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Mifandainga foana izy ireo,+

      Ary manao teny fandokafana+ nefa mihatsaravelatsihy.*+

  • Salamo 58:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Efa hatrany am-bohoka ny ratsy fanahy no niala tamin’ny lala-mahitsy,+

      Ary efa hatrany an-kibo izy ireo no nania.

      Mpandainga koa izy ireo.+

  • Salamo 64:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Mikiry miteny zava-dratsy ireny,+

      Ary milaza ny hanafina fandrika,+

      Ka manao hoe: “Iza no hahita an’izany?”+

  • Ohabolana 12:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ara-drariny ny hevitry ny marina,+ fa fitaka kosa ny tari-dalana omen’ny ratsy fanahy.+

  • Ohabolana 12:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Fitaka no ao am-pon’izay mikendry hanao ratsy,+ fa ravoravo kosa izay mandala fihavanana.+

  • Ohabolana 26:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Toy ny ankoso-bolafotsy amin’ny silaka tanimanga ny olona manao teny feno fitiavana nefa ny fony feno fankahalana.+

  • 1 Timoty 4:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Hiala koa izy ireny noho ny fihatsarambelatsihin’ny mpandainga,+ izay manana feon’ny fieritreretana+ toy ny voatomboky ny vy mahamay.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara