FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 9:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Dia nivoaka ho any an-tsaha toy ny fanaony izy ireo, ka nioty voaloboka teny amin’ny tanimboalobony sy nanitsakitsaka izany, ary niravoravo+ nanao fety. Avy eo, dia nankany an-tranon’ny andriamaniny+ izy ireo, ka nihinana sy nisotro+ ary nanozona+ an’i Abimeleka.

  • Amosa 2:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Eo amin’ny fitafiana nalaina ho antoka izy no mitsilailay+ eo anilan’ny alitara+ rehetra. Ny divay vidiny avy amin’ny vola aloan’ny olona ampandoaviny sazy, no sotroiny ao an-tranon’ireo andriamaniny.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara