FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 30:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Jehovah ô, toy ny nakarinao avy tany amin’ny Fasana* aho.*+

      Tsy navelanao ho faty aho, mba tsy hidinako any an-davaka.+

  • Salamo 49:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fa Andriamanitra kosa hanavotra ahy* tsy ho voagejan’ny Fasana,*+

      Satria handray ahy Izy. Sela.

  • Salamo 69:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Manatòna ahy, ka vonjeo aho.+

      Mba avoty eo an-tanan’ny fahavaloko aho.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara