5 Dia ho tratran’ny fiotazam-boaloboka ny fiasana eny am-pamoloana, ary ho tratran’ny famafazam-boa ny fiotazam-boaloboka. Hihinana izay mofo laninareo+ tokoa ianareo, ary honina tsy amin’ahiahy eo amin’ny taninareo.+
6 Amin’ny andro hanjakany, dia hovonjena ny Joda+ ary honina tsy hanana ahiahy ny Israely.+ Ary izao no anarana hiantsoana azy: Jehovah no Fahamarinantsika.”+
4 Dia samy hipetraka eny ambanin’ny voalobony sy ny aviaviny+ izy, ary tsy hisy hampangovitra azy,+ fa ny vavan’i Jehovah Tompon’ny tafika no efa niteny.+