Genesisy 10:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary ny zanakalahin’i Jafeta dia i Gomera+ sy Magoga+ sy Maday+ sy Javana+ sy Tobala+ sy Meseka+ ary Tirasa.+ Zakaria 9:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hitsahiko toy ny fanitsaka tsipìka i Joda, ary hampiasaiko toy ny zana-tsipìka i Efraima. Hampirisihiko ny zanakao,+ ry Ziona, hiady amin’ny zanakao, ry Gresy.+ Ary hataoko toy ny sabatry ny lehilahy mahery ianao,+ ry Ziona.’
2 Ary ny zanakalahin’i Jafeta dia i Gomera+ sy Magoga+ sy Maday+ sy Javana+ sy Tobala+ sy Meseka+ ary Tirasa.+
13 Hitsahiko toy ny fanitsaka tsipìka i Joda, ary hampiasaiko toy ny zana-tsipìka i Efraima. Hampirisihiko ny zanakao,+ ry Ziona, hiady amin’ny zanakao, ry Gresy.+ Ary hataoko toy ny sabatry ny lehilahy mahery ianao,+ ry Ziona.’