Daniela 8:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ilay osilahy lava volo dia ny mpanjakan’i Gresy,+ ary ilay tandroka lehibe teo anelanelan’ny masony dia ny mpanjaka voalohany.+ Joela 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 ary ny taranak’i Joda sy Jerosalema dia namidinareo+ tamin’ny zanaky ny Grika,+ mba handefasana azy lavitra ny faritaniny.+
21 Ilay osilahy lava volo dia ny mpanjakan’i Gresy,+ ary ilay tandroka lehibe teo anelanelan’ny masony dia ny mpanjaka voalohany.+
6 ary ny taranak’i Joda sy Jerosalema dia namidinareo+ tamin’ny zanaky ny Grika,+ mba handefasana azy lavitra ny faritaniny.+