FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ho reraka be noho ny hanoanana+ izy ireo, ary ho lanin’ny fanaviana mahery+

      Sy ny fandringanana mangidy.+

      Ary halefako ho amin’izy ireo ny biby manaikitra,+

      Sy ny poizin’ny biby mandady amin’ny vovoka.+

  • 2 Mpanjaka 8:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary hoy i Elisa tamin’ilay vehivavy, renin’ilay zaza novelominy indray:+ “Mandehana ianao sy ny ankohonanao mivahiny any amin’izay azonao ivahiniana.+ Fa efa niantso mosary i Jehovah,+ ary ho tonga eto amin’ity tany ity izany ka haharitra fito taona.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara