FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 20:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia natahotra+ i Josafata ka tapa-kevitra ny hitady an’i Jehovah.+ Koa nanao antso avo izy hoe hisy fifadian-kanina+ manerana an’i Joda.

  • Ezra 8:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia nanao antso avo aho hoe hisy fifadian-kanina teo amin’ny reniranon’i Ahava, mba hahafahanay hanetry tena+ teo anatrehan’Andriamanitray, ka hangatahana azy hitarika ny dianay+ miaraka amin’ny zanakay madinika+ sy ny fanananay rehetra.

  • Joela 1:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Aoka ianareo hisikina lamba gony sy hikapo-tratra,+ ry mpisorona. Midradradradrà ianareo, ry mpanompo eo amin’ny alitara.+ Midira, ka akanjo gony entina matory, ry mpanompon’Andriamanitro. Tsy hitondrana fanatitra varimbazaha+ sy fanatitra zava-pisotro+ intsony mantsy ao an-tranon’Andriamanitrareo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara