FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 12:51
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 51 Ary tamin’iny andro iny indrindra no namoahan’i Jehovah ny zanak’Israely avy tao Ejipta, niaraka tamin’ny tafik’izy ireo.+

  • Deoteronomia 4:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Fa ianareo no nalain’i Jehovah mba hoentiny mivoaka avy tao amin’ny fatana fandrendreham-by,+ izany hoe avy tany Ejipta, mba ho lasa fananany manokana+ toy ny amin’izao andro izao.

  • Asan’ny Apostoly 7:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Izy no namoaka azy ireo+ rehefa avy nanao zava-mahagaga sy famantarana maro tany Ejipta+ sy teo amin’ny Ranomasina Mena+ ary tany an-tany efitra efapolo taona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara