Salamo 36:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Sarobidy tokoa ny hatsaram-panahinao feno fitiavana, Andriamanitra ô!+Ary eo ambany elatrao no ialofan’ny zanak’olombelona.+ Salamo 62:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Anao koa ny hatsaram-panahy feno fitiavana, Jehovah ô,+Fa ianao no mamaly ny tsirairay araka ny asany.+ Salamo 103:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsy hamerimberina hanameloka antsika foana noho ny fahadisoantsika izy,+Na hanao an-dolompo mandritra ny fotoana tsy voafetra.+ Isaia 57:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa tsy hiady mandritra ny fotoana tsy voafetra aho, ary tsy ho tezitra foana mandrakizay.+ Fa ho reraka noho ny amiko ny sain’ny olona ary koa ny zavamiaina+ nataoko.+ Fitomaniana 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ny hatsaram-panahy feno fitiavana+ asehon’i Jehovah no tsy maharipaka tanteraka antsika,+ satria tsy ho lany ny famindram-pony.+
7 Sarobidy tokoa ny hatsaram-panahinao feno fitiavana, Andriamanitra ô!+Ary eo ambany elatrao no ialofan’ny zanak’olombelona.+
12 Anao koa ny hatsaram-panahy feno fitiavana, Jehovah ô,+Fa ianao no mamaly ny tsirairay araka ny asany.+
9 Tsy hamerimberina hanameloka antsika foana noho ny fahadisoantsika izy,+Na hanao an-dolompo mandritra ny fotoana tsy voafetra.+
16 Fa tsy hiady mandritra ny fotoana tsy voafetra aho, ary tsy ho tezitra foana mandrakizay.+ Fa ho reraka noho ny amiko ny sain’ny olona ary koa ny zavamiaina+ nataoko.+
22 Ny hatsaram-panahy feno fitiavana+ asehon’i Jehovah no tsy maharipaka tanteraka antsika,+ satria tsy ho lany ny famindram-pony.+