Salamo 31:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Lehibe tokoa ny hatsaran-toetranao,+ izay tehirizinao ho an’ireo matahotra anao,+Sady asehonao amin’ireo mialoka aminao,Eny, asehonao eo anatrehan’ny zanak’olombelona.+ Mika 7:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Iza no Andriamanitra tahaka anao,+ izay mamela fahadisoana sy mamela* ny heloky+ ny sisa amin’ny lovanao?+ Tsy ho tezitra mandrakizay izy, satria tia hatsaram-panahy feno fitiavana.+
19 Lehibe tokoa ny hatsaran-toetranao,+ izay tehirizinao ho an’ireo matahotra anao,+Sady asehonao amin’ireo mialoka aminao,Eny, asehonao eo anatrehan’ny zanak’olombelona.+
18 Iza no Andriamanitra tahaka anao,+ izay mamela fahadisoana sy mamela* ny heloky+ ny sisa amin’ny lovanao?+ Tsy ho tezitra mandrakizay izy, satria tia hatsaram-panahy feno fitiavana.+