FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 107:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Navoakany avy tao anatin’ny haizina sy ny haizim-pito izy ireo,+

      Ary notapahiny ny fatotra nangeja azy ireo.+

  • Jeremia 5:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Handeha hiresaka amin’ireo olona ambony aho,+ fa ireo no mahalala ny lalan’i Jehovah sy ny fitsaran’Andriamaniny.+ Kanefa efa nanapatapaka ny zioga koa izy rehetra, ary efa nanapaka ny tady nangeja azy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara