Genesisy 41:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary ny ombivavy fito kaozatra sady ratsy izay niakatra nanaraka azy ireo dia midika ho fito taona. Ary ny salohim-barimbazaha fito izay tsy nisy afa-tsy akofa sady main’ny rivotra avy any atsinanana,+ dia midika ho fito taona mosarena.+ Amosa 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “‘Nataoko mainan’ny rivotra mahamay sy tratran’ny aretin-javamaniry ny volinareo.+ Nitombo ny isan’ny zaridaina sy ny tanimboalobokareo, kanjo lanin’ny fanday ny hazo aviavy sy hazo olivanareo.+ Tsy niverina tamiko anefa ianareo’,+ hoy i Jehovah.
27 Ary ny ombivavy fito kaozatra sady ratsy izay niakatra nanaraka azy ireo dia midika ho fito taona. Ary ny salohim-barimbazaha fito izay tsy nisy afa-tsy akofa sady main’ny rivotra avy any atsinanana,+ dia midika ho fito taona mosarena.+
9 “‘Nataoko mainan’ny rivotra mahamay sy tratran’ny aretin-javamaniry ny volinareo.+ Nitombo ny isan’ny zaridaina sy ny tanimboalobokareo, kanjo lanin’ny fanday ny hazo aviavy sy hazo olivanareo.+ Tsy niverina tamiko anefa ianareo’,+ hoy i Jehovah.