Jeremia 25:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ho rava tanteraka ity tany manontolo ity ka higagan’ny olona. Ary ireo firenena ireo kosa hanompo ny mpanjakan’i Babylona fitopolo taona.”’+ Zakaria 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia niteny ilay anjelin’i Jehovah hoe: “Ry Jehovah Tompon’ny tafika ô, mandra-pahoviana ianao no tsy hamindra fo amin’i Jerosalema sy ireo tanànan’i Joda,+ izay nomelohinao nandritra izay fitopolo taona+ izay?”
11 Ho rava tanteraka ity tany manontolo ity ka higagan’ny olona. Ary ireo firenena ireo kosa hanompo ny mpanjakan’i Babylona fitopolo taona.”’+
12 Dia niteny ilay anjelin’i Jehovah hoe: “Ry Jehovah Tompon’ny tafika ô, mandra-pahoviana ianao no tsy hamindra fo amin’i Jerosalema sy ireo tanànan’i Joda,+ izay nomelohinao nandritra izay fitopolo taona+ izay?”