Jeremia 31:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 “Ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hanaovako fifanekena vaovao+ amin’ny taranak’Israely+ sy ny taranak’i Joda.+ Matio 26:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Fa ity no*+ rako, dia ‘ny ran’ny+ fifanekena’+ izay halatsaka ho an’ny maro+ ho famelan-keloka.+ Hebreo 12:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 sy Jesosy ilay mpanelanelana+ amin’ny fifanekena vaovao;+ ary ny ra nafafy+ izay miteny tsara kokoa noho ny ran’i Abela.+ Hebreo 13:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nentin’ilay Andriamanitry ny fiadanana+ niakatra avy tamin’ny maty+ ilay mpiandry ondry+ lehibe,+ dia i Jesosy Tompontsika, izay nitondra ny ran’ny fifanekena mandrakizay.+ Koa ilay Andriamanitry ny fiadanana anie 1 Petera 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 fa tamin’ny ra+ sarobidy kosa, tahaka ny ran’ny zanak’ondry tsy misy tsiny sy tsy misy pentina,+ dia ny ran’i Kristy mihitsy.+
31 “Ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hanaovako fifanekena vaovao+ amin’ny taranak’Israely+ sy ny taranak’i Joda.+
24 sy Jesosy ilay mpanelanelana+ amin’ny fifanekena vaovao;+ ary ny ra nafafy+ izay miteny tsara kokoa noho ny ran’i Abela.+
20 Nentin’ilay Andriamanitry ny fiadanana+ niakatra avy tamin’ny maty+ ilay mpiandry ondry+ lehibe,+ dia i Jesosy Tompontsika, izay nitondra ny ran’ny fifanekena mandrakizay.+ Koa ilay Andriamanitry ny fiadanana anie
19 fa tamin’ny ra+ sarobidy kosa, tahaka ny ran’ny zanak’ondry tsy misy tsiny sy tsy misy pentina,+ dia ny ran’i Kristy mihitsy.+