Efesianina 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Izy io no ananantsika ilay fanafahana entin’ny vidim-panavotana amin’ny alalan’ny rany,+ eny, ahazoantsika ny famelana+ ny helotsika, araka ny harenan’ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa.+ Hebreo 9:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Saika ny zava-drehetra no diovina amin’ny ra,+ araka ny Lalàna. Ary raha tsy misy ra alatsaka+ dia tsy misy famelan-keloka.+
7 Izy io no ananantsika ilay fanafahana entin’ny vidim-panavotana amin’ny alalan’ny rany,+ eny, ahazoantsika ny famelana+ ny helotsika, araka ny harenan’ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa.+
22 Saika ny zava-drehetra no diovina amin’ny ra,+ araka ny Lalàna. Ary raha tsy misy ra alatsaka+ dia tsy misy famelan-keloka.+