Joba 42:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa natsahatr’i Jehovah ny fahorian’i Joba,+ rehefa nivavaka ho an’ireo namany izy.+ Ary nomen’i Jehovah avo roa heny noho izay nananany taloha koa izy.+ Isaia 61:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hahazo anjara avo roa heny+ ny oloko ho solon’ny henatra, ary tsy ho afa-baraka intsony izy fa hihoby noho ny anjarany.+ Koa hahazo anjara avo roa heny+ izy ireo ao amin’ny taniny, ka hifaly mandritra ny fotoana tsy voafetra.+
10 Koa natsahatr’i Jehovah ny fahorian’i Joba,+ rehefa nivavaka ho an’ireo namany izy.+ Ary nomen’i Jehovah avo roa heny noho izay nananany taloha koa izy.+
7 Hahazo anjara avo roa heny+ ny oloko ho solon’ny henatra, ary tsy ho afa-baraka intsony izy fa hihoby noho ny anjarany.+ Koa hahazo anjara avo roa heny+ izy ireo ao amin’ny taniny, ka hifaly mandritra ny fotoana tsy voafetra.+