Nomery 27:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 dia lehilahy hitarika azy amin’ny zava-drehetra sady hitarika azy amin’izay rehetra ataony,+ mba tsy ho tahaka ny ondry tsy misy mpiandry ny vahoakan’i Jehovah.”+ Ezekiela 34:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia niparitaka tsikelikely izy ireo satria tsy nisy mpiandry.+ Koa lanin’ny bibidia izy ireo ary vao mainka niparitaka.+
17 dia lehilahy hitarika azy amin’ny zava-drehetra sady hitarika azy amin’izay rehetra ataony,+ mba tsy ho tahaka ny ondry tsy misy mpiandry ny vahoakan’i Jehovah.”+
5 Dia niparitaka tsikelikely izy ireo satria tsy nisy mpiandry.+ Koa lanin’ny bibidia izy ireo ary vao mainka niparitaka.+