FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 66:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia hahita tokoa ianareo ka ho ravoravo ny fonareo,+ ary hihamatanjaka toy ny ahitra mitsimoka+ ny taolanareo.+ Ary ny tanan’i Jehovah dia hatao fantatry ny mpanompony,+ fa ny fahavalony kosa homelohiny.”+

  • Zefania 3:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Mihobia, ry Ziona zanakavavy ô! Mifalia,+ ry Israely ô! Mifalia sy miravoravoa amin’ny fonao manontolo, ry Jerosalema zanakavavy+ ô!

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara