9 ary mankanesa any amin’ny Levita mpisorona+ sy izay mpitsara+ am-perinasa amin’izany fotoana izany ka anontanio ireo, fa ireo no hilaza aminao ny didim-pitsarana.+
7 Ny molotry ny mpisorona mantsy no tokony hitahiry fahalalana, ary ny lalàna no tokony hotadiavin’ny vahoaka avy amin’ny vavany,+ satria izy no mpitondra hafatr’i Jehovah Tompon’ny tafika.+