Levitikosy 10:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 sady mba hampianarana ny zanak’Israely+ ny fitsipika rehetra nolazain’i Jehovah tamin’izy ireo tamin’ny alalan’i Mosesy.” Deoteronomia 24:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Mitandrema amin’ny habokana,+ ka tandremo tsara izay rehetra hampianarin’ny Levita mpisorona anareo.+ Araho tsara izay nandidiako+ azy ireo. 2 Tantara 15:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nandritra ny fotoana ela ny Israely+ dia tsy nanana tena Andriamanitra, na mpisorona nampianatra,+ na Lalàna. Nehemia 8:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary ny Levita dia namaky+ mafy an’ilay boky, izany hoe ny lalàn’Andriamanitra, ka namelabelatra sy nanazava ny heviny. Dia nataon’izy ireo azon’ny olona tsara izay novakina.+
11 sady mba hampianarana ny zanak’Israely+ ny fitsipika rehetra nolazain’i Jehovah tamin’izy ireo tamin’ny alalan’i Mosesy.”
8 “Mitandrema amin’ny habokana,+ ka tandremo tsara izay rehetra hampianarin’ny Levita mpisorona anareo.+ Araho tsara izay nandidiako+ azy ireo.
3 Nandritra ny fotoana ela ny Israely+ dia tsy nanana tena Andriamanitra, na mpisorona nampianatra,+ na Lalàna.
8 Ary ny Levita dia namaky+ mafy an’ilay boky, izany hoe ny lalàn’Andriamanitra, ka namelabelatra sy nanazava ny heviny. Dia nataon’izy ireo azon’ny olona tsara izay novakina.+