Jeremia 11:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy nihaino anefa izy ireo na nanongilan-tsofina,+ fa samy nandeha araka ny ditran’ny fo ratsiny+ ihany. Koa notanterahiko tamin’izy ireo ny teny rehetra ato amin’ity fifanekena ity, izay nasaiko notandremany nefa tsy notandremany.’” Jeremia 44:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Tsy hihaino ny teny nolazainao taminay izahay, na dia nolazainao tamin’ny anaran’i Jehovah aza izany.+ Zakaria 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tsy nety nihaino anefa izy ireo,+ sady mafy hatoka*+ sy nanampin-tsofina.+
8 Tsy nihaino anefa izy ireo na nanongilan-tsofina,+ fa samy nandeha araka ny ditran’ny fo ratsiny+ ihany. Koa notanterahiko tamin’izy ireo ny teny rehetra ato amin’ity fifanekena ity, izay nasaiko notandremany nefa tsy notandremany.’”
16 “Tsy hihaino ny teny nolazainao taminay izahay, na dia nolazainao tamin’ny anaran’i Jehovah aza izany.+