Salamo 11:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Samy dinihin’i Jehovah na ny olo-marina na ny ratsy fanahy,+Ary tena halany ny olona tia herisetra.+ Isaia 59:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tsy ho azo atao fitafiana ny tranon-kalany, ary tsy ho azony irakofana ny zavatra ataony.+ Fanaovan-dratsy no asany, ary herisetra no ataon’ny tanany.+
5 Samy dinihin’i Jehovah na ny olo-marina na ny ratsy fanahy,+Ary tena halany ny olona tia herisetra.+
6 Tsy ho azo atao fitafiana ny tranon-kalany, ary tsy ho azony irakofana ny zavatra ataony.+ Fanaovan-dratsy no asany, ary herisetra no ataon’ny tanany.+