Genesisy 6:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hitan’i Jehovah fa be ny faharatsian’ny olona teto an-tany, ary zava-dratsy foana koa no nalehan’ny sainy.*+ Genesisy 7:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Taorian’izany, dia hoy i Jehovah tamin’i Noa: “Midira ao anatin’ny sambofiara ianao sy ny ankohonanao manontolo,+ satria amin’izao taranaka izao, dia ianao no hitako fa marina eo anatrehako.+ Genesisy 22:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Tatỳ aoriana dia nizaha toetra+ an’i Abrahama Andriamanitra, ka niteny taminy hoe: “Ry Abrahama!” Dia hoy izy: “Intỳ aho!”+
5 Ary hitan’i Jehovah fa be ny faharatsian’ny olona teto an-tany, ary zava-dratsy foana koa no nalehan’ny sainy.*+
7 Taorian’izany, dia hoy i Jehovah tamin’i Noa: “Midira ao anatin’ny sambofiara ianao sy ny ankohonanao manontolo,+ satria amin’izao taranaka izao, dia ianao no hitako fa marina eo anatrehako.+
22 Tatỳ aoriana dia nizaha toetra+ an’i Abrahama Andriamanitra, ka niteny taminy hoe: “Ry Abrahama!” Dia hoy izy: “Intỳ aho!”+