FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 15:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Mampianatra olona hanao zavatra amim-pahendrena ny fahatahorana an’i Jehovah,+ ary ny fanetren-tena dia mialoha ny voninahitra.+

  • Matio 18:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Noho izany, izay manetry tena+ tahaka ity zaza ity no ho lehibe indrindra ao amin’ny fanjakan’ny lanitra.+

  • Lioka 14:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa izay manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra.”+

  • Romanina 12:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Fa noho ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa naseho tamiko, dia izao no lazaiko amin’ny olona rehetra eo aminareo: Aza mihevi-tena mihoatra noho izay tokony hoheverina,+ fa rehefa mieritreritra kosa, dia mba ataovy tanjona ny ho tonga olona misaina tsara,+ araka ny fatram-pinoana+ nozarain’Andriamanitra taminy avy.

  • Efesianina 4:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 ary hanao izany amim-panetren-tena+ sy amim-pahalemem-panahy tanteraka, ary amin’ny fahari-po,+ ka hifampizaka amim-pitiavana,+

  • 1 Petera 5:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary ianareo tanora koa, maneke+ ny zokiolona. Aoka ianareo rehetra samy hitafy fanetren-tena eo amin’ny fifandraisanareo,+ satria Andriamanitra manohitra ny manambony tena, fa maneho hatsaram-panahy tsy manam-paharoa kosa amin’ny manetry tena.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara