Matio 16:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Dia hoy ny navalin’i Simona Petera: “Ianao no Kristy,+ Zanak’ilay Andriamanitra velona.”+ Lioka 22:67 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 67 “Lazao aminay raha ianao no Kristy.”+ Fa hoy izy: “Na holazaiko aminareo aza, dia tsy hino mihitsy ianareo.+ Jaona 10:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia nitangoronan’ny Jiosy izy, ary hoy ireo: “Mandra-pahoviana ianao no hampisalasala anay? Tsory+ aminay raha ianao no Kristy.”+
67 “Lazao aminay raha ianao no Kristy.”+ Fa hoy izy: “Na holazaiko aminareo aza, dia tsy hino mihitsy ianareo.+
24 Dia nitangoronan’ny Jiosy izy, ary hoy ireo: “Mandra-pahoviana ianao no hampisalasala anay? Tsory+ aminay raha ianao no Kristy.”+